Entry (1/3) | 1 manombina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tombina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mametraka zavatra na olona ka atao izay hahazoany toerana tsara |
Entry (2/3) | 9 manombina |
Part of speech | 10 active verb |
Root | 11 sombina |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Maka manala ilany kely: Manombin-kena Mandroritra, manintona: Ny zokiny ihany no nanombina ny sofiny |
Entry (3/3) | 18 manombìna |
Part of speech | 19 imperative of active verb manombina [Full list] |
Root | 20 sombina |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Anagrams | 23 anombinam, manambony, manombina, manombìna, namaimbon |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |