|
|
|
|

Entry (1/2)1  manomboka
Part of speech  2  active verb
Root  3  tomboka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko
Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy
Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra
Examples  9  [2.470] manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory.
10  [2.472] Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray.
Analogs  11  manao satrany, misantatra, manantatra, mitokana, manandrana, mamaky lay, misava ranon' ando, manintsana avido, mamaky tantana mamaky sarona, miala faditra ahitra, miala kopakopaka, mamari-body, tonga dia vavany, mitarika

Entry (2/2)12  manomboka
Part of speech  13  active verb
Root  14  tomboka
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika

Anagrams  20  mambokona, mambonoka, maƱakombo, manomboka

Updated on 2025/07/29