|
|
|
|

Entry1  manontany
Root  2  ontany
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio
Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra
Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [1.1]
Explanations in English  5  to inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
6  to ask a question, to interrogate [1.7]
Explanations in French  7  poser une question; questionner, interroger [1.8]
Examples  8  Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
9  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14  3 combinations of this word
Synonyms  15  miontany
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 manintona, manintòna, 18 manontany

Updated on 2025/10/11