Entry | 1 mantsasaka |
Root | 2 antsasaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza anana na voankazo mialina andro ka tonga vonivony, manomboka ho simba, efa madiva ho lo [1.1] |
Explanations in French |
5 mûr, fermenté, gâté, moisi légèrement [1.3] |
Examples |
6 tsy hendry, tsy adala fa ondranondranana na mantsasaka, fa samy hita ao aminy izay mahahendry sy mahadala azy.
[2.285#12]
|
Morphology |
|
All compound words | 8 fady mantsasaka |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |