Entry | 1 mantsina |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 hantsina |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Sihanaka]
[mantsiña] maimbo 11 [1.1] Ratsy fofona aoka izany toy ny fofona lamokan' atody vaky jereo maimbo |
Explanations in English |
12 [1.2] stinking offensively. For derivatives see under mantsina. 13 [1.7] stinking |
Explanations in French |
14 [1.8] puant 15 [1.196] puant, à odeur nauséabonde |
Examples |
16 [2.442] Misy koa anefa toerana mantsina be. 17 [2.270] Ny làlana sarotra, ny fitana lalina, ny ala mantsina, tsy mampahavoroka ny avokavoka fa na dia ny fanahy aza! |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mantsina |
Anagrams | 19 manantsy, mañintsa, mantsina, nantsaim, niantsam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |