|
|
|
|

Entry1  maotona
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
4  Adjectives :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Tsy tia pelipelika na jejo fa mipetrapetraka, mitandrina tsy hanao fihetsika manafintohina ny sasany: Zazavavy maotona
Enti-milaza ny andro tony tsara, tsy mandrivotra: Maotona dia maotona izany andro izany
Explanations in French  6  [1.3] modeste, réservé, paisible, calme
Synonyms  7  maotina

Anagrams  8  amotano, anotoam, antomoa, manotoa, maotona, tamonao

Updated on 2025/07/29