Entry | 1 maratra |
Root | 2 ratra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 simba [Sihanaka]
[1.78] 5 Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto [1.1] |
Explanations in English |
6 wounded, injured [1.7] |
Explanations in French |
7 être blessé, meurtri [1.8] |
Examples |
8 Tandremo sao maratra!
[2.332#]
9 antsy maranitra ka izay manitsaka azy no maratra [2.346#9] |
All compound words | 10 3 combinations of this word |
Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
Anagrams | 12 maratra, 13 ramatra |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |