|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mariaka |
| Fototeny | 2 riaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Falifaly lalandava amin' ny fifandraisana aman' olona
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 mariadriaka, sariaka |
| Fivaditsoratra | 6 amarika, mariaka, 7 miakara, 8 miaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|