|
|
|
|

Entry1  marina raha tsy
Elementary words  2  marina, 3  raha, 4  tsy
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny) [1.1]

Updated on 2025/10/11