|
|
|
|

Entry1  martiora
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana
Synonyms  7  maritiora, martiry

Anagrams  8  itroaram, mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara

Updated on 2025/08/10