|
|
|
|

Entry1  matevina
Part of speech  2  adjective
Root  3  tevina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Derivatives 
7  Active verbs :
All compound words  8  10 words containing matevina
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina
Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany
Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany
Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina
10  [1.13] tsipika na soratra matavitavy
Explanations in French  11  [1.13] épais; gras
12  [1.196] fourré
Examples  13  [2.4#57] Tao aoriana ny poketrany, ary natevina
14  [4.27] Na taiza na taiza dia samy natevina sy maro karazana ny fandraisana anjara
15  [2.472] zavatra henjana, matevina, mitarehim-baoritra, tsy misy mason-tenony intsony.
16  [2.470] Ilay volony tsy nitsaha-nihintsana teo ho eo aza, dia endre, naniry ho azy ka azo atao tanana ivoho matevina tsara.
Proverbs  17  Proverbs containing the word matevina

Updated on 2025/08/10