Entry (1/2) | 1 matsilo |
Root | 2 tsilo |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao Mahira-tsaina, mahadinika [1.1] |
Explanations in French |
5 qui a la vue perçante [1.3#770] |
Examples |
6 Manan-tsaina matsilo anefa.
[1.381#]
7 Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony. [1.437#] |
All compound words | 8 2 combinations of this word |
Entry (2/2) | 9 matsilo |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines. [1.196] |
Vocabulary | 12 Botany: (in general) |
Anagrams | 13 lamotsy, 14 matsilo |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |