|
|
|
|

Entry1  mavany
Part of speech  2  adjective
Root  3  vany
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.78] [Sihanaka] masiaka, henjana
6  [1.1] Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka
Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony)
Explanations in French  7  [1.3#810] hardi, qui ose tout, fort
Synonyms  8  mavanivany

Anagrams  9  anivam, manavy, mañavy, mañiva, maniva, mavany, mavina, mivaña, naivam, namavy, niavam

Updated on 2025/08/10