|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mavointena
Singan-teny  2 mavoina, 3 tena
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 afa-baraka, very hala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [mavoin-tena] 6 dégradé, d'une conduite méprisable [1.3]

Teny iditra (2/2)7  mavointena
Singan-teny  8 mavoina, 9 tena
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 boka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [mavoin-tena] 12 manière convenable de dire de quelqu'un qu'il est lépreux [1.3]
Voambolana  13  Fahasalamana 14  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12