|
|
|
|

Entry1  may volon-kelika
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  may, volo, helika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika
Synonyms  5  may volon' orona, may volon-tratra

Updated on 2025/07/29