Entry | 1 mazava atsinanana |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Elementary words | 3 mazava, atsinanana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny andro vao maraina mialoha ny fiposahan' ny masoandro |
Explanations in English |
5 [1.2] daybreak |
Explanations in French |
6 [1.3] à l'aurore |
Vocabulary |
7 Time |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |