|
|
|
|

Teny iditra1  mazoto
Fototeny  2 zoto
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Be hafanam-po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamainty molaly ny tanindrazany izy
5 Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 zealous, diligent. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 zélé, diligent, laborieux. [1.8]
Ohatra  8  Nazoto izy (Il était zélé) [1.20]
9  Hazoto izy (Il sera zélé) [1.20]
10  Mazotoa (Soyez zélé) [1.20]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  bezotompo, 16  mafanafo, 17  mafanavay, 18  marisika, 19  mavibika, 20  mavika, 21  mavitrika, 22  mirehidrehitra, 23  nisotrotsilaky, 24  rodaka, 25  rototra, 26  tsymisatryfanahy
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09