|
|
|
|

Entry1  menaky ny aina
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  menaka, aina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza
Explanations in French  5  [2.415#978] Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrĂ©s.
Examples  6  [2.643#144] Tsy maintsy ny azy, satria menaky ny ainy aho
7  [2.131] izy no menaky ny aina / ary tiana hoatra ny tena / ny zanaka no mampifenofeno
8  [1.281] Sakafo tapa-kibo lava sy akanjo rovidrovitra no mba hany tratry ny heriny nomena ireto menaky ny aina
Analogs  9  silakynyaina, singotrynyaina, vahatrynyaina

Updated on 2025/07/29