|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 menamena |
| Fototeny | 2 mena |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 light red, reddish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 rouge clair, rougeâtre
[1.8] |
| Ohatra |
6 Namakivaky ala maitso sy menamena izahay, ary nahita ravinala be dia be.
[2.332#44]
7 Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. [2.643#70] 8 Eran' ny fanosehana monja amin' ity rano menamena ity, dia hahafoana ny fitiavan-kavana. [2.499#30] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|