|
|
|
|

Entry1  Merina
Part of speech  2  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  3  Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana
Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [1.1]
Explanations in French  4  nom d'une population du centre de Madagascar (ville principale: Antananarivo) [1.5]
All compound words  5  3 combinations of this word
Vocabulary  6  History: clans, tribes
Analogs  7  ambaniandro, hova, tankova
Tables and plates  8  Dialectal words

Anagrams  9 manery, Manery, 10 mareƱy, 11 marine, 12 Merina, 13 mirena

Updated on 2025/10/12