|
|
|
|

Entry (1/2)1  miafara
Part of speech  2  active verb
Root  3  fara
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana
Explanations in English  9  [1.2] To be last, to be at the end.
10  [1.7] to terminate; to end up in a certain way
Explanations in French  11  [1.8] se terminer, finir, finir d'une certaine façon
Examples  12  [2.470] raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny.
13  [2.5] Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina.

Entry (2/2)14  miafarà
Part of speech  15  imperative of active verb miafara [Full list]
Root  16  fara
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]

Anagrams  19  iafaram, miafara, miafarà

Updated on 2025/08/10