|
|
|
|

Entry1  miandahy miambavy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mirotsaka miasa daholo na ny lehilahy na ny vehivavy
Explanations in English  4  [1.7] men and women together
Explanations in French  5  [1.8] hommes et femmes ensemble
6  [1.5#180] hommes et femmes qui travaillent ensemble
Examples  7  [2.471] Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana.
Elementary words  8  miandahy, miambavy

Updated on 2024/12/07