|
|
|
|

Entry1  miantrano
Part of speech  2  active verb
Root  3  trano
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Miditra ao an-trano
Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy
Explanations in French  9  [1.3#740] entrer dans la maison de quelqu'un
Examples  10  [2.285#] Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao.

Anagrams  11  manonitra, miantrano, namoritan, nanirotam, nanoritam, noranitam, notaranim

Updated on 2025/07/29