Entry | 1 miaramila |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Olona antsoin' ny fanjakana mba hiaro ny tanindrazana ka miomana manokana amin' izany amin' ny ganarana mitana sy mampiasa fiadiana [1.1] |
Explanations in English |
4 a soldier [1.7] |
Explanations in French |
5 soldat [1.8] |
Examples |
6 Ireny no miaramilam-potaka
[2.472#169]
7 Nasehoko azy ny taratasy fiantsoana ahy ho miaramila [2.471#33] 8 Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324] |
Morphology |
|
All compound words | 10 6 combinations of this word |
Vocabulary | 11 Military |
Analogs | 12 lahindefona, sorodany, ambasy, ambavabasy, vatamiaramila, manamboninahitratafika, mpiantafika, foloalindahy, rainiolona, tsatsimenitra, ankotralahy, zazavao, menavazana, kadetra, raindahiny, bekotromaroholatra, mpisavaranonando |
Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |