|
|
|
|

Entry1  mibaby
Part of speech  2  active verb
Root  3  baby
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely
Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana kristianina
Explanations in English  10  [1.2, 1.7] to carry on the back
Explanations in French  11  [1.3, 1.8] porter sur le dos
12  [1.3] figuré: supporter, endurer
Examples  13  [2.59#] Ary tonga Rasoa mibaby andRafely.
14  [1.3] Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos)
15  [2.324] Indreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina.
Proverbs  16  Proverbs containing the word mibaby

Updated on 2025/08/10