|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibeda
Fototeny  2 beda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misambotraka mamihina amin' ny sandry mba tsy ho afa-mikofoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to seize, to grasp firmly, to grip. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 saisir à bras le corps [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 mambeda, manabeda

Teny iditra (2/2)12  mibe
Fototeny  13 beda
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibeda [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mibedà, mibeda, 15 mideba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27