|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 midera |
| Fototeny | 2 dera |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to praise, to celebrate, to glorify, to exalt
[1.2] 6 to praise, to speak well of [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 louer, exalter
[1.3, 1.8] 8 célébrer [1.3] |
| Ohatra |
9 Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 miderà |
| Fototeny | 15 dera |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midera [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 midare, midera, miderà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|