|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Voninahitra, laza: Dera ho an' Andriamanitra lalandava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 praise [1.2, 1.7]
5 fame, honour, celebrity. See da, laza, voninahitra, zo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 éloge, louange [1.3, 1.8]
Ohatra  7  Mahavery azy ny filan-dera (L'amour des louanges le perd) [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  25 da, laza, voninahitra
Kamban-teny rehetra  26 Mahadera

Teny iditra (2/2)27  dera
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny anglisy  29 cotton or linen drill [Eng. drill] [1.2]
Voambolana  30  Fitaovam-piasana

Fivaditsoratra  31 adre, 32 dare, dera

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09