|
|
|
|

Entry1  midonaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  donaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany
Explanations in English  8  [1.7] to give off smoke
Explanations in French  9  [1.8] donner de la fumée
Examples  10  [2.470] Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra.
11  [2.472] Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana.
Proverbs  12  Proverbs containing the word midonaka

Anagrams  13  amandiko, andamiko, Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodana, mikodàna, nakodiam

Updated on 2025/08/10