Entry | 1 miely |
Root | 2 ely |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihahaka amin' ny toerana maro: Miely eny an-tsaha izao ny ombinay Mandeha ombieny ombieny: Efa miely izany vaovao izany ka sarotra ny hanakana azy. [1.1] |
Explanations in English |
5 to be scattered, to be diffused [1.7] |
Explanations in French |
6 se répandre, se propager [1.8] |
Examples |
7 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany:
[2.472]
|
Morphology |
|
All compound words | 12 2 combinations of this word |
Analogs | 13 miparitaka, mipariaka, mihahaka, miely patrana, miraraka, manao vary raraka, mihanaka |
Anagrams | 14 miely, 15 miley |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |