|
|
|
|

Entry1  miendaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  endaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Miala mihelakelaka: Niendaka ny manjan' ny fitaratra
Explanations in English  9  [1.7] to peel off by itself; to dissociate oneself, to disclaim someone
Explanations in French  10  [1.8] se décoller, se séparer en lamelles; se séparer des autres, désavouer
Examples  11  [2.471] miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
12  [2.472] Maro no niendaka ny tafo toy ny anay, ao ny goana varavarana, ao ny niongotra rindrina, ao koa ny nianjeran' ny hazo.
Proverbs  13  Proverbs containing the word miendaka

Updated on 2025/07/29