|
|
|
|

Entry1  mifanamby
Part of speech  2  active verb
Root  3  tamby
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy
Explanations in English  9  [1.2] to lay wagers, to bet. See loka

Anagrams  10  mifanamby, mifanimba

Updated on 2025/07/29