|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifanena
Root  2  tsena
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1]
Explanations in French  5  se rencontrer réciproquement [1.107]
Examples  6  Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324]
7  Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4]
8  Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2)14  mifanenà
Root  15  tsena
Part of speech  16  imperative of active verb mifanena [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]

Anagrams  19 manefina, 20 mifanena, mifanenà

Updated on 2025/10/12