|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifanisa |
| Fototeny | 2 isa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampitovy isa, mifaninana amin' ny isa: Sahy mifanisa aminareo izahay
5 Mitovy isa: Mila hifanisa amin' ny olona ny fiarakodia ao an-drenivohitra ao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 se compter les uns les autres,
7 être en égal nombre, en égale quantité. 8 Mifanisa ny vilia sy ny olona: il y a autant 9 d'assiettes que de personnes. [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 mifanisà |
| Fototeny | 15 isa |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanisa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 manifisa, mifanisa, mifanisà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|