|
|
|
|

Entry1  mifantina
Part of speech  2  active verb
Root  3  fantina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Maka na manavaka izay tsara, mitsaika: Mifantina izay vary tsara hambolena
Maka izay tsara amin' ny sisa maro hafa, mifidy: Mifantina ny sakaizany izy
Explanations in English  9  [1.2] to select, to choose, to pick out, to cull.
10  [1.7] to pick out, to select
Explanations in French  11  [1.3#150, 1.8] trier, choisir
12  [1.8] sélectionner
Examples  13  [1.3#150] nifantina ny ovim-bazaha hamidy aho (J’ai trié, choisi les pommes de terre qu’il faut vendre)
14  [1.3#150] nifantina zazalahy roa mahay mba hanampy ahy aho (J’ai choisi deux garçons instruits pour m'aider)
15  [2.472] Satria noheverina ho fanompoana moa izany, nilaza ireo nanome fa ampy azy ny fisahiranana nifantina na nanomana ireo vokatra haseho
Proverbs  16  Proverbs containing the word mifantina

Anagrams  17  famintina, mafintina, mifantina

Updated on 2025/07/29