Entry | 1 mifaritra |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 faritra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny |
Explanations in English |
5 [1.2] having a mark, having boundary lines. |
Anagrams | 6 mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |