Entry (1/2) | 1 mifefy |
Root | 2 fefy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo? Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely [1.1] |
Explanations in English |
5 being walled, being fenced. [1.2] 6 to be enclosed by a fence, a wall [1.7] |
Explanations in French |
7 être entouré d'une clôture, etc. [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mifefy |
Root | 13 fefy |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in Malagasy |
15 Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby [1.1] |
Explanations in English |
16 having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. [1.2] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |