|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifositra
Part of speech  2  active verb
Root  3  fositra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] mandoaka
mandilotra hazo iray eo ambonin' ny hazo iray hafa mba hahazoana afo
9  [1.78] [Sihanaka] milevina, misitrika anaty tany
Explanations in English  10  [1.2] to produce fire by friction.
to enter anything, to hide in the earth, to become embedded, as locusts and chameleons in depositing their eggs, or as a serpent in the grass, etc.
Explanations in French  11  [1.3] percer
faire tourner un bois dans un autre pour produire du feu
faire un trou dans la terre pour y déposer des oeufs, comme font les sauterelles: Mifositra ny fasika ny valala hanatodiza (Les sauterelles font un trou dans le sable pour y déposer leurs oeufs)
Examples  12  [2.472] Raha nisy nandalo tamin' izay fotoana izay, dia ho nahita lehilahy iray amin' ny mangiran-dratsy, mifositra amin' ny tany eo ambody hazo, misy basy marovava sy angady eo akaikiny, mitomany mifokofoko irery eo.

Entry (2/2)13  mifositra
Part of speech  14  active verb
Root  15  fositra
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
Explanations in Malagasy  19  [1.1] milozoka, mikezaka, mifofotra, milofo: Mifositra amin' ny asany io lehilahy io
Explanations in English  20  [1.2] to be continually engaged in business with another; to urge importunately.
Explanations in French  21  [1.3] s'appliquer avec ardeur: Mifositra amin' ny asany izy (Il s'applique avec ardeur à son travail)

Anagrams  22  mifositra, misifotra, ramifotsy, tsimarofy, tsy marofy

Updated on 2025/07/29