Entry (1/2) | 1 migodana |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 godana |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo |
Explanations in English |
6 [1.2] wide, as a road or the floor of a room. |
Examples |
7 [2.470] Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra. |
Entry (2/2) | 8 migodaña |
Part of speech | 9 active verb |
Explanations in Malagasy |
10 [1.78] [Sihanaka]
manome tsiny, mankarary |
Anagrams | 11 igodanam, migodana, migodaña |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |