|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mihaika |
| Fototeny | 2 haika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitady hifaninana, mihantsy: Mihaika olona hiady ~ Sahy mihaika anao aho, na tolona na totohondry
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to defy, to challenge
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 défier, provoquer
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 mihaika |
| Fototeny | 13 haika |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 miantso
[Sihanaka, Tanala]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 to call
[Provincial]
[1.2] |
| Tovy hevitra | 17 mikaika |
| Teny iditra (3/3) | 18 mihaikà |
| Fototeny | 19 haika |
| Sokajin-teny | 20 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaika [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 21 mahaiky, 22 miahika, mihaikà, mihaika, 23 mihiaka, 24 mikaiha, 25 mikiaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|