|
|
|
|

Entry1  mihaingihaingy
Part of speech  2  active verb
Root  3  haingihaingy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena, na ny olona iaraha-mitoetra
Explanations in French  8  [1.3] ĂȘtre confus, timide
Other spellings  9  miaingiaingy
Analogs  10  misaingisaingy, misomaingisaingy

Updated on 2025/07/29