|
|
|
|

Teny iditra1  mihaingo ambony tsikoko
Singan-teny  2 mihaingo, 3 ambony, 4 tsikoko
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 manao tsara izay hitan' ny maso fotsiny fa tsy miraharaha izay tsy hita [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12