|
|
|
|

Entry1  miharihary
Part of speech  2  active verb
Root  3  harihary
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara
Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato
Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany
Explanations in English  11  [1.2] exposed, open, manifest; fig. ashamed.
12  [1.7] to be evident, to be plain view
Explanations in French  13  [1.8] être en vue; être évident
Examples  14  [2.470] Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
Analogs  15  mibaribary, misongadina, mivongady, miseho tsara, mangezaheza, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina, tsy takona afenina ohatra ny masoandroben-dohataona
Proverbs  16  Proverbs containing the word miharihary

Anagrams  17  miharihary, mihirahira

Updated on 2025/08/10