|
|
|
|

Entry (1/2)1  misongadina
Part of speech  2  active verb
Root  3  songadina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Miavaka tsara, mivongady
Voaenda-damba, miboridana
Examples  9  [2.471] Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky.
Analogs  10  mivongady, mivaingana, miharihary, mitojanjina, hita vatana, tsy takona afenina, tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona, azo tsapain-tanana, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina

Entry (2/2)11  misongadìna
Part of speech  12  imperative of active verb misongadina [Full list]
Root  13  songadina
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]

Anagrams  16  isangodinam, isongadinam, misangodina, misangodìna, misongadìna, misongadina

Updated on 2025/08/10