|
|
|
|

Entry1  mihiaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  hiaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy
Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra
Explanations in English  8  [1.7] to shout defiance; to shout
Explanations in French  9  [1.8] pousser des cris, prononcer des paroles de défi
Examples  10  [2.470] niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra.
11  [2.472] Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany?
12  [2.5] hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy.
Proverbs  13  Proverbs containing the word mihiaka

Anagrams  14  haikaim, ihaikam, ikaiham, ikiaham, mahaiky, miahika, mihaikà, mihaika, mihiaka, mikaiha, mikiaha

Updated on 2025/08/10