|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihodahoda
Fototeny  2 hodahoda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miambatrambatra na miakanakana rehefa miteny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  miakaka, 10  miakanakana, 11  miambakambaka, 12  miambatrambatra, 13  miboredika, 14  mikodadaka, 15  mikodedika, 16  mivakavaka

Teny iditra (2/2)17  mihodahodà
Fototeny  18 hodahoda
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodahoda [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  20 midohadoha, mihodahodà, mihodahoda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27