Entry (1/2) | 1 mihorirana |
Root | 2 horirana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [1.1] |
Explanations in English |
5 to be placed on edge [1.7] |
Explanations in French |
6 être placé sur son bord ou son côté [1.8] |
Examples |
7 Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra.
[2.472]
|
Morphology |
|
All compound words | 12 2 combinations of this word |
Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 14 mihoriràna |
Root | 15 horirana |
Part of speech | 16 imperative of active verb mihorirana [Full list] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 mihorirana, mihoriràna |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |