|
|
|
|

Entry1  mijaingy
Part of speech  2  active verb
Root  3  jaingy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao
Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany
Synonyms  8  mijaingijaingy

Updated on 2024/12/11