Entry (1/2) | 1 mikajakaja |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitandrina ka manao izay hahasoa: Ramatoa oadiko no mikalakaja ny tokantranonay Manao, manamboatra, mamonona: Ny zokinay no mikajahaja ny sakafo maraina Mitandrina, manara-maso: Mihajakaja ny fanaovan-dalana Rakoto |
Root | 4 kajakaja |
Morphology |
|
Analogs | 9 mikarakara, manolokolo |
Entry (2/2) | 10 mikajakajà |
Part of speech | 11 imperative of active verb mikajakaja [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Root | 14 kajakaja |
Anagrams | 15 ikajakajam, kajakajaim, mikajakajà, mikajakaja |
Updated on 2025/05/08 |
![]() |