|
|
|
|

Entry (1/4)1  mikapa
Part of speech  2  active verb
Root  3  kapa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa
Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny
Explanations in English  10  [1.7] to cut a tree; to cut wood
Explanations in French  11  [1.8] abattre un arbre; couper
Analogs  12  mamira, mipaika

Entry (2/4)13  mikapa
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Sihanaka] misoroka

Entry (3/4)16  mikapà
Part of speech  17  imperative of active verb mikapa [Full list]
Root  18  kapa
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]

Entry (4/4)21  mikapa
Part of speech  22  active verb
Root  23  kapa
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :
Explanations in Malagasy  27  [1.1] Manao kapa: Mandeha tsy mikapa
Explanations in English  28  [1.7] to wear sandals
Explanations in French  29  [1.8] porter sandales

Anagrams  30  akimpa, ikapam, kapaim, mikapa, mikapà, mipakà, mipaka, mpiakà, paikam

Updated on 2025/08/10